Overblog Suivre ce blog
Administration Créer mon blog

5 articles avec fijoroana vavolombelona

Hosana any amin'ny avo indrindra

Hosana any amin'ny avo indrindra

6 volana sahady ilay zanako, tsy hitako mihintsy ny nandalovan'izay. Matetika hoany'ny ray aman-dreny, iny 6 volana voalohany iny no tena mazana , tamin'i Hosana tsy hireharehako sanatria fa iderako ny Tompo, tsy hitako ny nandalovan'ny fotoana .... satria...

Lire la suite

Faly aho hanjakanao Jesosy!

Faly aho hanjakanao Jesosy!

Faly ery aho androany maraina raha nifoha nahita ny fahazavan'ny andro, mbola tsy nihiratra akory ny masoko dia velombelona ny fanahiko sy ny aiko satria toa hitako ny Tompoko miampofo ahy sy miarahaba ahy indray.Nandritra ny alina aho dia tena nahatsiaro...

Lire la suite

Mampitolagaga!!!

Mitombo hatrany isa-maraina ny fahagagako mahita ny voninahitry ny Tompo sy ny asany vaovao isan'andro... tsy misy teny mahalaza izany , ny azoko ambara dia ny saiko sy ny foko sy ny momba ahy rehetra no resy lahatra ny amin'ny fahalebiazan'io Jesosiko...

Lire la suite

Fety be any an-danitra!!!

Fety be any an-danitra!!!

Nisy laha-tsoratra fohy nosoratako momba ny namako iray any Frantsa vao avy nandray any Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy ny tenany. Akory ny hafalaiko omaly raha niantso ahy izy fa avy hatrany izy dia nanapa-kevitra hatao batisa ary dia vita soa aman-tsara...

Lire la suite