Top articles

  • se tenir la main pour réussir!

    10 août 2007 ( #message du jour )

    Tout d'abord , je te rémercie de ton passage dans mon blog, j'espère de tout mon coeur que tu vas passer un agréable moment en ma compagnie.Tout ce que je souhaite c'est qu'on puisse tisser une bonne relation à travers ce blog , qu'on puisse se partager...

  • Vacances à Madagascar juin-juillet 2007

    10 août 2007 ( #temoignages )

    Le 15 juin de cette année, je suis partie à Madagascar avec mon fils Amboara.Le but du voyage était tout d'abord de rendre visite à mon beau père qui était dans un état assez critique. Avant de partir, nous avons dû réculer à chaque fois la date du départ...

  • Fa ny eo akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy

    15 août 2007 ( #fijoroana vavolombelona )

    Mbola hatrany am-bohoka aho no efa nifidy sy nitia ahy ny Tompoko.Tsy misy ny teny mahalaza izany fitiavany ahy izany.Niainako nandritra izay 30 taona nahavelomako izay izany fitiavany izany.Mbola kely aho dia efa nino sy nahatsapa fa misy ''hery'' hafa...

  • Mon chèr mari, tu es unique!

    16 août 2007 ( #créatures fantastiques !!!! )

    Dieu seul sait ce qu'il y a de mieux pour moi.Il me connaît plus que moi même (mes défauts et faiblesses).Il a choisi une personne pour moi, qui peut bien faire mon bonheur, qui remplit mes attentes, qui pourrait partager sa vie avec moi jusqu'à la fin...

  • je serai coheritière avec mon Seigneur au ciel!

    18 août 2007 ( #message du jour )

    Samedi 18 août 2007 Absorbé par les choses du ciel "Que votre coeur ne se trouble point. Croyez en Dieu, et croyez en moi. Il y a plusieurs demeures dans la maison de mon Père [...] Je vais vous préparer une place. Et, lorsque je m'en serai allé, et que...

  • soa fa eo foana hianao Jesosy...

    25 août 2007 ( #message du jour )

    Misy andro hifaliana, ary misy andro hitomaniana hoy ny teny iray ao amin'ny soratra masina, misy fotoana toa mamiratra sy mitsiky aminao daholo izay jerenao rehetra , fa misy andro kosa toa manao fijery ratsy anao ddaholo izay jerenao... inona re no...

  • Mama, hafa amin'ny reny rehetra

    28 août 2007 ( #créatures fantastiques !!!! )

    Tiako dia tiako hianao mama.Rehefa mieritreritra ny lasako rehetra aho , dia feno fisaorana sy fankasitrahana anao ny foko.Isaorako ny Tompoko nanome ahy anao.Tsaroako daholo ny fotoana rehetra niarahako taminao, fotoana mamy tsy hay adinoina mandrakizay.Mbola...

  • mihalehibe aho!

    30 août 2007 ( #Amboara )

    2 taona sy iray volana izao i Amboara kely.Hatramin'izay nahaterahany dia nanohy nanome nono azy hatrany aho.Ny antony dia hitako fa tsara ho an'ny zaza ny ampy nono hoan'ny fahasalamany sy fitomboany ary indrindra koa ny firaisam-pony amiko.Izao anefa...

  • ma petite famille

    04 septembre 2007 ( #Amboara )

    MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA Ô! FA LEHIBE, FA LEHIBE MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA Ô! FA LEHIBE TOKOA HIANAO...... TSY HO HAIKO TANTARAINA JESO NY FITIAVANAO HARENA SAROBIDY MAMIKO KA HO LALAIKO. TSY MISY TENY MAHALAZA NY HALEBIAZANAO, IZAY ANANAKO REHETRA NO...

  • Raha misy olona ao amin'i kristy dia olom-baovao izy

    04 septembre 2007 ( #message du jour )

    Nanana vondrom-bavaka niarahana tamin'ny tokan-trano malagasy vitsivitsy tany Québec izahay ny asabotsy 01 sept teo.Tao anatin'ny firahalahiana tanteraka no nanaovana an'izany.Hita namirapiratra ny voninahitr'Andriamanitra.Tsapa tokoa ny fanatrehany feno...

  • Vacances à Madagascar

    05 septembre 2007 ( #créatures fantastiques !!!! )

    C'est Tonton Andriantsoa.On a passé un agréable moment avec lui, sa femme tati Violette, et leur fils Masy.Ils sont adorables, génereux, très sociables, on ne s'ennuie vraiment pas avec eux! Merci por tout ce que vous avez fait pour moi et ma petite famille!...

  • tu es beau mon fils!

    05 septembre 2007 ( #Amboara )

    Tu es le plus grand cadeau que j'ai jamais eu! tu combles ma vie de bonheurs, de joie et de paix. Je rémercie Dieu tous les jours de prendre soin de toi, de bien véiller sur toi.Il est le Seul qui puisse bien s'occuper de toi,le Seul qui a du pouvoir...

  • Luciano Pavarotti

    06 septembre 2007 ( #message du jour )

    Le célèbre ténor italien est décédé jeudi à l'âge de 71 ans. L a vie est mystérieuse! personne ne sait ce qui va se passer demain, ni dans une heure, ni dans quelques secondes..... On doit toujours être prête à chaque instant !c' est pour cela qu'on ne...

  • Jesus revient

    07 septembre 2007 ( #message du jour )

    Un article que j' ai trouvé dans le blog de groupe Rindra, que j'ai envie de partager avec vous.Bonne lecture et que le Saint Esprit soit avec vous! http://www.grouperindra.net Merci à groupe Rindra pour le partage. Le week-end de fin de mai 2007, à l’hopital...

  • Sambatra izay maty ao amin'i Tompo!

    10 septembre 2007 ( #message du jour )

    Vahotra ny lela, feno ny fo, maizina avokoa izay jerena rehetra rehefa miatrika fisarahana amin'ny havan-tiana toy izao.Maro ny fanontaniana mety mipetraka ao an-tsaina, inona ary no anton'izao? manana ny lalany ny TOmpo, manana ny fandaharany, tsara...

  • Felana

    12 septembre 2007 ( #créatures fantastiques !!!! )

    Rasolondraibe Felana Rabemanantsoa.... Felana...hafa amin'ny olona rehetra, malemy fanahy, be fitiavana, tia vavaka, tsotra, manana talenta maro, be fanetren-tena ,manana endrika mahavariana sy maha-te hijery hatrany, feno fankatoavana sy fanajana Ilay...

  • Seigneur tout puissant!!

    13 septembre 2007 ( #temoignages )

    J'ai appelé à Madagascar ce matin, et grâce à Dieu , tout s'est passé à merveille!(l'enterrement, le culte, le voyage...l'émotion) Envers ses enfants, Dieu fait toujours les choses à la perfection , pour sa gloire, alleluyah !!!! ils ont dit qu'ils avaient...

  • Tati Tina

    19 septembre 2007 ( #créatures fantastiques !!!! )

    Tiana Rajaonasy Une amie très chère pour nous! un être exceptionnel! Je ne trouve pas les mots pour la décrire parce qu'elle est n'a que des qualités.Tu nous manques beaucoup Tiana, malgré la distance qui nous sépare , tu es très présente dans notre coeur...

  • Fety be any an-danitra!!!

    10 octobre 2007 ( #fijoroana vavolombelona )

    Nisy laha-tsoratra fohy nosoratako momba ny namako iray any Frantsa vao avy nandray any Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy ny tenany. Akory ny hafalaiko omaly raha niantso ahy izy fa avy hatrany izy dia nanapa-kevitra hatao batisa ary dia vita soa aman-tsara...

  • Seigneur tu es là!

    11 octobre 2007 ( #message du jour )

    La parole d'un chant m'a tellement touchée hier à l'église que je ne pouvais pas retenir mes larmes tout le long de la réunion.Si Jesus n'était pas avec moi , je ne peux même pas imaginer ou est ce que je peux être maintenant, c'est par sa grâce, sa compassion...

  • valihan'i Jehovah

    09 novembre 2007 ( #créatures fantastiques !!!! )

    Antonkom-pihiran'ny fiangonana malagasy ao Soisa sy ny manodidina.Nandritra ny fotoana nipetrahanay tao Genève dia nitaiza be anay sy nanabe anay tamin'ny lafin'ny rehetra ny antonkom-pihira.Na tamin'ny ara-panahy izany, na ara-nofo, na ara-sosialy....betsaka...

  • Voulez vous faire une rencontre divine qui bouleversera complètement votre vie?

    15 novembre 2007 ( #message du jour )

    Une prédication de pasteur Philippe Chartre hier 14 novembre 07, à l'Eglise Nouvelle Vie Longeuil. Philippe Chatre a gradué d’un baccalauréat en études religieuses à l’I.T.F Québec. Depuis Mars 2007 il est, avec son épouse Sandrine, évangéliste à plein...

  • Hiaona aminao aho eo am-bavahadin'ny lanitra!

    20 novembre 2007 ( #louanges et adorations )

    Nihira ity hira ity izahay 3 mianaka omaly hariva.Lasa saina be aho nandinika ny tonony , hanahoana tokoa re izany fihaonana any an-danitra izany e? ankoatran'ny fihaonanantsika amin'Ilay nandrandraintsika hatrizay hatrizay, dia hahita ireo olona tiantsika...

  • Didy vaovao no omeko anareo....

    29 novembre 2007 ( #message du jour )

    ''Didy vaovao no omeko anareo , dia ny mba hifankatiavanareo, aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa.....izany no ahafantaran'ny olona fa mpianatro hianareo raha mifankatia'' Anisan'ny fepetra lehibe voalohany angatahin'ny Tompo...

  • Faly aho hanjakanao Jesosy!

    06 décembre 2007 ( #fijoroana vavolombelona )

    Faly ery aho androany maraina raha nifoha nahita ny fahazavan'ny andro, mbola tsy nihiratra akory ny masoko dia velombelona ny fanahiko sy ny aiko satria toa hitako ny Tompoko miampofo ahy sy miarahaba ahy indray.Nandritra ny alina aho dia tena nahatsiaro...

1 2 3 4 5 6 > >>