Hira mariazy nosoratan'i dadabe Rasolondraibe
Raha mipololotra hira vao Safonono-pifaliana Dia hira mendrika ho Anao Tompo manome fitahiana Lanja sy Tahina ireo zanakay hanan-tokatrano vao, Tokan-trano vao nomenao Ray Andriamanitray Hianao Dia akarinay ny aleloia Ny mihira aleloia aleloia , aleloia...