Mampitolagaga!!!
Mitombo hatrany isa-maraina ny fahagagako mahita ny voninahitry ny Tompo sy ny asany vaovao isan'andro... tsy misy teny mahalaza izany , ny azoko ambara dia ny saiko sy ny foko sy ny momba ahy rehetra no resy lahatra ny amin'ny fahalebiazan'io Jesosiko...