Overblog Tous les blogs Top blogs Lifestyle
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU
Publicité

Passion pour Jesus

Brûler d'amour pour Lui , Mike Bickle, Editions carrefour Passion pour Jesus raconte comment la grâce de Dieu libéra Mike et le fit entrer dans l'héritage reservé à tout croyant:la connaissance de l'amour irrésistible et intime de Dieu. ce livre m 'a...

Lire la suite

Publicité
mihalehibe aho!

mihalehibe aho!

2 taona sy iray volana izao i Amboara kely.Hatramin'izay nahaterahany dia nanohy nanome nono azy hatrany aho.Ny antony dia hitako fa tsara ho an'ny zaza ny ampy nono hoan'ny fahasalamany sy fitomboany ary indrindra koa ny firaisam-pony amiko.Izao anefa...

Lire la suite

Mama, hafa amin'ny reny rehetra

Mama, hafa amin'ny reny rehetra

Tiako dia tiako hianao mama.Rehefa mieritreritra ny lasako rehetra aho , dia feno fisaorana sy fankasitrahana anao ny foko.Isaorako ny Tompoko nanome ahy anao.Tsaroako daholo ny fotoana rehetra niarahako taminao, fotoana mamy tsy hay adinoina mandrakizay.Mbola...

Lire la suite

Publicité
soa fa eo foana hianao Jesosy...

soa fa eo foana hianao Jesosy...

Misy andro hifaliana, ary misy andro hitomaniana hoy ny teny iray ao amin'ny soratra masina, misy fotoana toa mamiratra sy mitsiky aminao daholo izay jerenao rehetra , fa misy andro kosa toa manao fijery ratsy anao ddaholo izay jerenao... inona re no...

Lire la suite

Amboara a 20 mois

Admirez l'oeuvre de Dieu! quand Il fait quelque chose , Il le fait à la perfection! je suis vraiment éblouie devant toutes ses créatures.Quand je regarde mon fils Amboara , une seule phrase sort de ma bouche: ''Tu es merveilleux Seigneur..''.Je suis sure...

Lire la suite

Publicité
1 2 > >>