ho any amin'iza moa aho raha tsy ho any aminao?
Misy andro indraindray handalovana fotoana mampametraka fanontaniana maro toy ny hoe fa maninona ary? inona ary no anton'izao? inona ary no tsy nety nataoko? inona ary no tokony hataoko? sy ny maro hafa koa izay mety mandalo an-tsaina rehefa misy zavatra...