Ny fifaliako...
Mandalo lalan-tsarotra sy toa mideza izaho sy ny ankohonako amin'izao fotoana hanoratako izao, raha amin'ny mahaolombelona dia toa mahakivy , toa mampametram-panontaniana be ihany, toa maizin-kitroka ny lalana hombana.... ahoana ary izy ity Jesosy? Azoko...