hifaly eo aminao hatrany aho!!!
Hihira sy hifaly eo aminao hatrany aho Jesosy satria fantatro fa tia ahy loatra hianao....misaotra fa namaly vavaka ahy hianao, na dia mbola maizina amiko aza ny avoakan'ny ampitso dia azoko antoka ny '' promesse'' nampitondrainao ny mpanomponao omaly...