Ny namako, fitahiana lehibe ho ahy!
...Efa ho roa taona sahady izay no nahatongavanay eto Canada.Mandeha ny fotoana, tsy hitahita akory ny fiazakazahany. Raha tamin'ny taona voalohany nahatongavana teto dia toa noheveriko tsy azoko inoana mihintsy izany ho tamana eto izany.Tsy haiko na...