ma petite famille

Publié le par midera

Quebec-0112.JPG
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA Ô!
FA LEHIBE, FA LEHIBE
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA Ô!
FA LEHIBE TOKOA HIANAO......

TSY HO HAIKO TANTARAINA JESO NY FITIAVANAO
HARENA SAROBIDY MAMIKO KA HO LALAIKO.
TSY MISY TENY MAHALAZA NY HALEBIAZANAO,
IZAY ANANAKO REHETRA NO ENTIKO MITSAOKA ANAO.

RAIKO, TOMPOKO, ANDRIAMANITRO, MPANJAKAKO,ZOKIKO,MALALAKO........

Publicité

Publié dans Amboara

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article