Hira mariazy nosoratan'i dadabe Rasolondraibe
Raha mipololotra hira vao
Safonono-pifaliana
Dia hira mendrika ho Anao
Tompo manome fitahiana
Lanja sy Tahina ireo zanakay
hanan-tokatrano vao,
Tokan-trano vao nomenao Ray
Andriamanitray Hianao
Dia akarinay ny aleloia
Ny mihira aleloia
aleloia , aleloia , aleloia dia aleloia
Publicité