hira mariazy nosoratan'i Tonton Rija...
Horakoraka, vory maro ny fianakaviana,
Dobodoboka, fa tonga ny andro niriana,
Faly ralanja, nahazo ny manja
Razanatahina, ilay tena niriana
Dia ahoana no anaovany azy (2)
Ho tiaviko hianao , ho tiaviko, hotiaviko hataoko mariazy e....
Faly tahina, nahazo ny tiana
Andriamora Ralanja, ka mifaly havanja
Dia ahoana no anaovany azy (2)
Ho tiaviko hianao, ho tiaviko, ho tiaviko ataoko mariazy e...
Ho ampoky ny mamy hianareo e,
Hombam-pitahiana zareo ô ô ô
Ho volan-tantely, feno fitia
Haharitra doria.
Misaotra tompoko, ho tsarovanay mandrakizay ....

Publicité