Hosana any amin'ny avo indrindra
6 volana sahady ilay zanako, tsy hitako mihintsy ny nandalovan'izay. Matetika hoany'ny ray aman-dreny, iny 6 volana voalohany iny no tena mazana , tamin'i Hosana tsy hireharehako sanatria fa iderako ny Tompo, tsy hitako ny nandalovan'ny fotoana .... satria...