Raha misy olona ao amin'i kristy dia olom-baovao izy
Nanana vondrom-bavaka niarahana tamin'ny tokan-trano malagasy vitsivitsy tany Québec izahay ny asabotsy 01 sept teo.Tao anatin'ny firahalahiana tanteraka no nanaovana an'izany.Hita namirapiratra ny voninahitr'Andriamanitra.Tsapa tokoa ny fanatrehany feno...