ny fahasoavana , tsara loatra!
Variana sy talanjona hatrany aho mahita sy mandinika ny fahasoavan'io Andriamanitro io eo amin'ny fiainako, ao amin'ny fiainan'ny manodidina ahy , eo amin'ny zava-boahary rehetra jereko , lehibe loatra tsy hay lazaina fa ny amehezako azy angamba dia ny...