Hiaona aminao aho eo am-bavahadin'ny lanitra!
Nihira ity hira ity izahay 3 mianaka omaly hariva.Lasa saina be aho nandinika ny tonony , hanahoana tokoa re izany fihaonana any an-danitra izany e? ankoatran'ny fihaonanantsika amin'Ilay nandrandraintsika hatrizay hatrizay, dia hahita ireo olona tiantsika...