Amboara
Week end du 15/01/08 Québec
ta grâce me suffit
Jésus , je t'aime,Car tu m'as aimée, Comment imaginer??? Vivre sans Toi..... Combien tu es grand Seigneur? je suis éblouie devant ta face.Ton amour est si réel que rien ne peut le cacher. Tu es ma raison d'être.Un jour , une minute , une seconde sans...
Faly indray androany afaka nanao veloma tanteraka iny taona 2007 iny sy ny zavatra nifanesisesy rehetra noentiny.Faly ahy satria namaly vavaka sy nampitraka ahy ny Raiko.Nanome fanantenana velona sy nampahatsiaro ahy fa momba ahy mandrakariva Izy ambaram-pisehony...
Mifarana tokoa ity ny taona , fotoana anisan'ny mavesatra sy mafonja indrindra amiko.Mitamberina ao an-tsaina daholo ny zava-nitranga rehetra nolalovina nandritra ny taona, na ny mangidy izany na ny mamy.Misy banga lehibe ao am-poko ao, manina sy te ho...
Amin'izao ankatoky ny noely sy ny faran'ny taona izao dia amim-pitiavana be dia be no irariako ho antsika rehetra fety sambatra .Maniry aho raha maniry mba samy hahazo ny anjara fifaliany avy ny tsirairay , Jesosy izay ankalazaintsika aminio andro io...
Faly ery aho androany maraina raha nifoha nahita ny fahazavan'ny andro, mbola tsy nihiratra akory ny masoko dia velombelona ny fanahiko sy ny aiko satria toa hitako ny Tompoko miampofo ahy sy miarahaba ahy indray.Nandritra ny alina aho dia tena nahatsiaro...
Permets moi de t'exprimer Luc Dumont envoyé par MalaikaDipita
''Didy vaovao no omeko anareo , dia ny mba hifankatiavanareo, aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa.....izany no ahafantaran'ny olona fa mpianatro hianareo raha mifankatia'' Anisan'ny fepetra lehibe voalohany angatahin'ny Tompo...
Jesosiko, mpanjakako, raiko, rehefa mandinika sy mijery ny ati-lavaka mangitsokitsoka nisy ahy teo aloha aho, mandinika ny fotoana lava nolaniako tany amin'izao tontolo izao, nampahalelovako anao, nitondranao ny mangidy indrindra ,nandosirako ny tavanao,...