Overblog Tous les blogs Top blogs Lifestyle
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU
Publicité
Didy vaovao no omeko anareo....

Didy vaovao no omeko anareo....

''Didy vaovao no omeko anareo , dia ny mba hifankatiavanareo, aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa.....izany no ahafantaran'ny olona fa mpianatro hianareo raha mifankatia'' Anisan'ny fepetra lehibe voalohany angatahin'ny Tompo...

Lire la suite

Publicité

Vavaka

Jesosiko, mpanjakako, raiko, rehefa mandinika sy mijery ny ati-lavaka mangitsokitsoka nisy ahy teo aloha aho, mandinika ny fotoana lava nolaniako tany amin'izao tontolo izao, nampahalelovako anao, nitondranao ny mangidy indrindra ,nandosirako ny tavanao,...

Lire la suite

Publicité
valihan'i Jehovah

valihan'i Jehovah

Antonkom-pihiran'ny fiangonana malagasy ao Soisa sy ny manodidina.Nandritra ny fotoana nipetrahanay tao Genève dia nitaiza be anay sy nanabe anay tamin'ny lafin'ny rehetra ny antonkom-pihira.Na tamin'ny ara-panahy izany, na ara-nofo, na ara-sosialy....betsaka...

Lire la suite

Publicité

novelariny ao am-poko!

Novelariny - Rija Rasolondraibe envoyé par Masombahiny Novelariny ao am-poko ankehitriny, Ny hazavana izay nitantanany ahy, Ny fiainako rehetra, feno ny fisiany ka ny lalako lasa lavitra ahiahy, Fa nasehony ahy, ny halemem-panahiny Faharetam-po izay tena...

Lire la suite