Pasteur Rabemanantsoa et famille
Efa ela dia ela no nananako faniriana lalina tato anatiko hanatitra fankasitrahana manokana an'izy mivady hitantsika eto amin'ny sary ireto.Ny antony dia betsaka tsy ho voantanisako etoana ny soa azoko, izaho aloha voalohany, manaraka ny fianakavianay...