Overblog Tous les blogs Top blogs Lifestyle
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU
Publicité
Pasteur Rabemanantsoa et famille

Pasteur Rabemanantsoa et famille

Efa ela dia ela no nananako faniriana lalina tato anatiko hanatitra fankasitrahana manokana an'izy mivady hitantsika eto amin'ny sary ireto.Ny antony dia betsaka tsy ho voantanisako etoana ny soa azoko, izaho aloha voalohany, manaraka ny fianakavianay...

Lire la suite

Publicité
vacances Niagara

vacances Niagara

Ouaouh! combien Dieu est grand! contemplez l'oeuvre de sa main....Je me prosterne devant ta majesté Seigneur!!! C'était super, encore une fois, je suis de plus en plus en admiration envers mon Père Tout puissant!

Lire la suite

départ mama

départ mama

lasa sahady mama, tapitra sahady ny 3 volana.Mangina aho ary mangina mihoatra izany koa i Hosana kely fa izy no niaraka taminy 24h/24h teo nandritra ny 3 volana.Toa ahitako azy daholo ny efitra rehetra.Soa aza fa mbola tsy niaraka nandeha daholo ny vahiny...

Lire la suite

Vacances

Faly kely indray izahay mianakavy kely fa tonga mitsidika mamangy anay eto ny zoky avy any Genève.Ny renibe roa moa mbola eto koa ka dia feno ny fifaliana, maresaka ny trano ary mba afaka kely ny hanin-kavana.Izany rrehetra izany mampite hisaotra sy hidera...

Lire la suite

Publicité