Top articles
-
Hafatra mamy avy any amin'i mama androany
Misy fehezan-teny nomen'i mama ahy androany maraina ity , mamy be sady mifono hevitra lehibe no mafonja , ka mba tiako ho zaraina aminareo mamangy ahy: '' Notahian'Andriamanitra ry Lanja mivady dia midera ka manandratra ny hosana , hosana hoan'Ilay avo...
-
namana mpiara-miazakazaka, misaotra!
Tsara dia tsara ilay teny hoe: '' namana mpiara-miazakazaka'', feno dia feno ary mahalaza tokoa ny tiany ambara . Naharay mailaka avy amina namana iray aho omaly , ary io no namaranany azy hoe'' mpiara-miazakazaka'', nanohina ny foko ny nandray izany...
-
Persevère!
"Daniel, ne crains rien ; car dès le premier jour où tu as eu à cœur de comprendre, et de t'humilier devant ton Dieu, tes paroles ont été entendues […] Le chef du royaume de Perse m'a résisté vingt et un jours ; mais voici, Micaël […] est venu à mon secours."...
-
Ny namako, fitahiana lehibe ho ahy!
...Efa ho roa taona sahady izay no nahatongavanay eto Canada.Mandeha ny fotoana, tsy hitahita akory ny fiazakazahany. Raha tamin'ny taona voalohany nahatongavana teto dia toa noheveriko tsy azoko inoana mihintsy izany ho tamana eto izany.Tsy haiko na...
-
Hameno ny vavako, ny foko , ny saiko mandrakariva Hianao!
Hidera anao mandrakariva aho raha mbola velona koa, fa tsara tamiko hianao, fa sarobidy no nividiananao ahy ,fa lehibe loatra Hianao, fa tsy takatry ny saiko ny fitiavanao ahy... Taiza no lavaka mangitsokitsoka nisintonanao ahy? raha mandinika izany aho...
-
confies-toi en Dieu
“Confie-toi en l’Éternel de tout ton cœur, et ne t’appuie pas sur ton intelligence. Reconnais-le dans toutes tes voies, et c’est lui qui aplanira tes sentiers” Proverbes 3.5-6 (Bible à la Colombe). Nous devons tous faire face à des moments difficiles,...
-
malahelo aho rehefa malahelo hianao...
Naheno vaovao nampalahelo ahy avy amin'ny ankizy namako iray aho io maraina io, mandalo lalan-tsarotra ny fiainany, fenofeno ny foko izany , tsy misy olona anefa ato an-trano, i Hosana mbola kely tsy hita hiresahana....efa nivavaka aho, fa mba tsy hitenenako...
-
hira mariazy nosoratan'i Tonton Rija...
Horakoraka, vory maro ny fianakaviana, Dobodoboka, fa tonga ny andro niriana, Faly ralanja, nahazo ny manja Razanatahina, ilay tena niriana Dia ahoana no anaovany azy (2) Ho tiaviko hianao , ho tiaviko, hotiaviko hataoko mariazy e.... Faly tahina, nahazo...
-
Ny fifaliako...
Mandalo lalan-tsarotra sy toa mideza izaho sy ny ankohonako amin'izao fotoana hanoratako izao, raha amin'ny mahaolombelona dia toa mahakivy , toa mampametram-panontaniana be ihany, toa maizin-kitroka ny lalana hombana.... ahoana ary izy ity Jesosy? Azoko...
-
Izay ananako rehetra no entiko hiderako Anao
Andriamanitro, Mpamonjiko, Raiko, Mpanjakako..... Mitsaoka, miankohoka, mankasitraka tanteraka Anao aho amin'ny fahalebiazanao eo amin'ny fiainako.Tsara loatra hianao Andriamanitro, ambony loatra hianao, ny zava-boahary rehetra miankohoka eo anatrehanao...
-
Je suis sa fille adorée!
Ça fait un moment que je ne suis pas passée par ici , j'ai été dans un sommeil profond , tout allait si bien que je me suis éloignée de mon but , je suis devenue de plus en plus indifférente à tout ce qui se passe , je vis sans aucun objectif , c'est...
-
Vacances
Faly kely indray izahay mianakavy kely fa tonga mitsidika mamangy anay eto ny zoky avy any Genève.Ny renibe roa moa mbola eto koa ka dia feno ny fifaliana, maresaka ny trano ary mba afaka kely ny hanin-kavana.Izany rrehetra izany mampite hisaotra sy hidera...
-
Araraoty dieny mbola tsapanao fa mamangy anao ny Tompo!
Faly be izaho omaly alarobia raha namonjy fotoam-bavaka tany am-piangonana, nahatsapa famangiana lehibe sy manokana avy amin'Ilay Raiko.Mety betsaka tamin'ny nanatrika no nandray manokana ho azy koa, fa ny ahy aloha dia tena fahatsapana hafa noho izay...
-
Joie dans le monde , Jésus est né!
Mariah Carey - Joy To The World (Live At Bet) envoyé par rainbow-MC Joy to the world The Lord has come Let earth receive her King Let every heart prepare Him room And heaven and nature sing And heaven and nature sing And heaven and heaven and nature sing...
-
ny fahasoavana , tsara loatra!
Variana sy talanjona hatrany aho mahita sy mandinika ny fahasoavan'io Andriamanitro io eo amin'ny fiainako, ao amin'ny fiainan'ny manodidina ahy , eo amin'ny zava-boahary rehetra jereko , lehibe loatra tsy hay lazaina fa ny amehezako azy angamba dia ny...
-
Vavaka
Jesosiko, mpanjakako, raiko, rehefa mandinika sy mijery ny ati-lavaka mangitsokitsoka nisy ahy teo aloha aho, mandinika ny fotoana lava nolaniako tany amin'izao tontolo izao, nampahalelovako anao, nitondranao ny mangidy indrindra ,nandosirako ny tavanao,...
-
hifaly eo aminao hatrany aho!!!
Hihira sy hifaly eo aminao hatrany aho Jesosy satria fantatro fa tia ahy loatra hianao....misaotra fa namaly vavaka ahy hianao, na dia mbola maizina amiko aza ny avoakan'ny ampitso dia azoko antoka ny '' promesse'' nampitondrainao ny mpanomponao omaly...
-
mon espérance (parole Rija Rasolondraibe''je ne suis pas d'ici'')
Mon espérance Pas écrasé mais complètement brisé Au bord de la rupture Je ne peux que t'appeler Pour te crier ma douleur Et te montrer mon coeur Seigneur tu sais, Seigneur tu sais Je sais que tu as promis, De veiller sur ma vie J'ai déjà vu ta bienveillance...
-
Tout est accompli!
Dimanche 16 sept, mon mari est de retour parmi nous.Avec l'aide de Dieu, il a pu faire tout ce qu'il devait faire à Madagascar.Je loue l'Eternel pour tout ce qu'Il fait, Il a tout pris en main ,Il a tout organisé à la perfection, je ne peux pas tout énoncer...
-
novelariny ao am-poko!
Novelariny - Rija Rasolondraibe envoyé par Masombahiny Novelariny ao am-poko ankehitriny, Ny hazavana izay nitantanany ahy, Ny fiainako rehetra, feno ny fisiany ka ny lalako lasa lavitra ahiahy, Fa nasehony ahy, ny halemem-panahiny Faharetam-po izay tena...
-
ho any amin'iza moa aho raha tsy ho any aminao?
Misy andro indraindray handalovana fotoana mampametraka fanontaniana maro toy ny hoe fa maninona ary? inona ary no anton'izao? inona ary no tsy nety nataoko? inona ary no tokony hataoko? sy ny maro hafa koa izay mety mandalo an-tsaina rehefa misy zavatra...
-
JE COMBATS POUR VOUS.....
Arrêtez, et sachez que je suis Dieu." Psaumes 46.11 De nos jours, notre culture nous a accoutumés à une vie trépidante et hyperactive : ordinateurs, téléphones cellulaires, télévision, e-mails, jeux vidéo. Il n’y a rien de mal à tout cela, mais il faut...
-
fixer les yeux sur Jésus
Avez-vous les yeux fixés sur Jésus ? "Gardons les yeux fixés sur Jésus, qui nous a ouvert le chemin de la foi et qui la porte à la perfection." Hébreux 12.1 Il est si facile de laisser les distractions du monde et les soucis de la vie quotidienne captiver...
-
Miala tsiny!
Faly miarahaba antsika namana sy havana rehetra mamangivamgy ahy eto.Voalohany aloha dia misaotra betsaka anao mahatsiaro sy mitsidika, fa izay mahavangivangy hono tian-kavana hoy isika malagasy.Ny fiadanan'Izy Tompo anie ho aminao mandrakariva, izany...
-
Une vie abondante dès aujourd'hui
Je suis venu afin qu’elles aient la vie, et qu'elles soient dans l'abondance". Jean 10.10 Êtes-vous en train de mener la vie abondante que Jésus est venu vous donner ? Il se peut que vous n’ayez pas de villa de luxe ou la voiture dernier cri, mais Dieu...